-
Genesisy 28:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary nifoha maraina i Jakoba, dia nalainy ilay vato nataony ondana ka nataony tsangambato. Dia nandraraka menaka teo ambonin’ilay tsangambato izy.+
-
-
Genesisy 28:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary ho lasa tranon’Andriamanitra ity vato naoriko ho tsangambato ity.+ Dia tsy maintsy homeko azy ny ampahafolon’izay rehetra homeny ahy.”
-