Genesisy 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hanampy anao aho ka hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao, dia haveriko eto amin’ity tany ity indray ianao.+ Tsy handao anao mihitsy aho raha tsy efa vitako izay nampanantenaiko anao.”+ Genesisy 31:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho ilay Andriamanitra niseho taminao tao Betela,+ teo amin’ilay toerana nasianao an’ilay tsangambato nohosoranao menaka sy ilay toerana nanaovanao voady tamiko.+ Mialà eto amin’ity tany ity, ka miverena any amin’ny tany nahaterahanao.’”+
15 Hanampy anao aho ka hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao, dia haveriko eto amin’ity tany ity indray ianao.+ Tsy handao anao mihitsy aho raha tsy efa vitako izay nampanantenaiko anao.”+
13 Izaho ilay Andriamanitra niseho taminao tao Betela,+ teo amin’ilay toerana nasianao an’ilay tsangambato nohosoranao menaka sy ilay toerana nanaovanao voady tamiko.+ Mialà eto amin’ity tany ity, ka miverena any amin’ny tany nahaterahanao.’”+