Genesisy 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoy i Esao: “Fa maninona ianao no nandefa an’ireny olona sy biby rehetra nifanena tamiko ireny?”+ Dia hoy i Jakoba: “Amin’izay aho hankasitrahan’ny tompoko.”+
8 Ary hoy i Esao: “Fa maninona ianao no nandefa an’ireny olona sy biby rehetra nifanena tamiko ireny?”+ Dia hoy i Jakoba: “Amin’izay aho hankasitrahan’ny tompoko.”+