-
Genesisy 30:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Rehefa avy niteraka an’i Josefa i Rahely, dia niteny tamin’i Labana avy hatrany i Jakoba hoe: “Alefaso ho any amin’ny toerana niaviako sy ny taniko aho.+
-