FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Apetraho ao ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ary takòny amin’ny ridao+ ilay Vata.

  • Nomery 10:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia niala teo amin’ilay tendrombohitr’i Jehovah+ izy ireo, ka nandeha lalana telo andro. Nentina teo alohan’izy ireo foana ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, tao anatin’ireo telo andro ireo, mba hitady toerana azon’izy ireo akana aina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara