FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:10-15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Manamboara vata amin’ny hazo akasia, ka roa hakiho* sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.+ 11 Petaho takela-bolamena tsy misy fangarony+ ny anatiny sy ny ivelany, ary asio sisiny* volamena manodidina azy.+ 12 Handrendrika volamena ianao mba hanaovana tahony boribory efatra hatao aminy. Apetaho eo ambony kelin’ny tongony efatra ireo tahony ireo, ka ny roa eo amin’ny lafiny iray ary ny roa eo amin’ny lafiny ilany. 13 Ary hanao bao filanjana amin’ny hazo akasia ianao, ary hopetahanao takela-bolamena izany.+ 14 Dia atsofohy ao amin’ireo tahony boribory eo amin’ny lafiny roa ireo bao ireo, mba hilanjana an’ilay Vata. 15 Havela eo amin’ireo tahony eo amin’ilay Vata ny bao, fa tsy tokony hotsoahana eo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara