FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 26:19-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Manamboara faladiany volafotsy 40+ hitsatohan’ny rafitra 20: Faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary faladiany roa hoatr’izany daholo no hitsatohan’ny rafitra tsirairay.+ 20 Manaova rafitra 20 ho an’ny lafiny ilany amin’ny tranolay, dia ny lafiny avaratra. 21 Manamboara koa faladiany volafotsy 40, ka faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray, ary faladiany roa hoatr’izany daholo no hitsatohan’ny rafitra tsirairay.

  • Eksodosy 26:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia valo no ho isan’ireo rafitra, ary 16 ny faladiany volafotsy, ka faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray. Ary faladiany roa hoatr’izany daholo no hitsatohan’ny rafitra tsirairay.

  • Eksodosy 26:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ahantòny amin’ny andry efatra vita amin’ny hazo akasia ilay izy. Hopetahana takela-bolamena ireo andry, ary volamena no hanaovana an’ireo faraingo eo aminy. Ary hatsatoka amin’ny faladiany volafotsy efatra ireo andry.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara