-
Eksodosy 28:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Ireto avy ny akanjo hamboarin’izy ireo: Saron-tratra,+ efoda,+ akanjo tsy misy tanany,+ akanjo lava karôkarô, satroka lamba,*+ ary fehikibo lamba.+ Hanamboatra an’ireo akanjo masina ireo ho an’i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy izy ireo, mba ho afaka hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako i Arona. 5 Hampiasa kofehy volamena ireo mpiasa manan-talenta, ary hampiasa kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony tena tsara.
-