-
Eksodosy 31:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 ny akanjo tsara tenona, ny akanjo masina ho an’i Arona mpisorona, ny akanjon’ireo zanany lahy mba hanaovan’izy ireo ny asan’ny mpisorona,+
-
-
Eksodosy 39:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 ny akanjo tsara tenona hoentina manompo ao amin’ny toerana masina, sy ny akanjo masina ho an’i Arona mpisorona,+ ary ny akanjon’ireo zanany lahy mba hanaovan’izy ireo ny asan’ny mpisorona.
-