FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia manamboara akanjo masina tsara tarehy ho an’i Arona rahalahinao, mba hanomezana voninahitra azy.+

  • Eksodosy 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Asaivo manamboatra saron-tratra fitsarana ny mpanao peta-kofehy.+ Tokony hitovy amin’ilay efoda ilay izy, izany hoe hatao amin’ny kofehy volamena, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+

  • Eksodosy 39:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Kofehy manga sy volonondry volomparasy ary kofehy mena midorehitra+ no nanaovan’izy ireo ny akanjo tsara tenona hoentina manompo ao amin’ny toerana masina. Dia nanamboatra ny akanjo masina ho an’i Arona+ izy ireo, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.

  • Eksodosy 39:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary ireto avy no namboarin’izy ireo ho an’i Arona sy ny zanany lahy: Akanjo lava nataon’ny mpanenona tamin’ny rongony tena tsara;+

  • Levitikosy 8:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nampanaoviny an’i Arona ny akanjo lava,+ sy ny fehikibo lamba,+ sy ny akanjo ivelany tsy misy tanany,+ ary ny efoda.+ Dia nofatorany ny fehikibo vita tenona, izany hoe ny fehikibon’ilay efoda,+ mba hipetraka tsara ilay efoda.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara