Eksodosy 37:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy. Notefeny tamin’ny marotoa ilay izy. Vaingam-bolamena iray tsy nosaratsarahina no notefeny hanaovana ny tongony, ny vatany, ny voninkazony, ny bokony, ary ny felany.+ Eksodosy 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny jiro fito+ ho an’ilay fitoeran-jiro sy ny fitazonana lahin-jiro* ary ny fitondrana afo.
17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy. Notefeny tamin’ny marotoa ilay izy. Vaingam-bolamena iray tsy nosaratsarahina no notefeny hanaovana ny tongony, ny vatany, ny voninkazony, ny bokony, ary ny felany.+
23 Dia nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny jiro fito+ ho an’ilay fitoeran-jiro sy ny fitazonana lahin-jiro* ary ny fitondrana afo.