Eksodosy 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Tena miala tsiny aminao aho Jehovah ô, fa tsy mahay mandaha-teny aho, efa hatramin’izay ka hatramin’izao iresahanao amin’ny mpanomponao izao. Miadam-piteny* mantsy aho sady tsy mahay miresaka.”+ Eksodosy 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy anefa i Mosesy tamin’i Jehovah: “Ny Israelita aza ange tsy nihaino ahy e!+ Koa ahoana moa no hihainoan’i Farao ahy? Izaho aza sahirana rehefa miteny!”*+
10 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Tena miala tsiny aminao aho Jehovah ô, fa tsy mahay mandaha-teny aho, efa hatramin’izay ka hatramin’izao iresahanao amin’ny mpanomponao izao. Miadam-piteny* mantsy aho sady tsy mahay miresaka.”+
12 Hoy anefa i Mosesy tamin’i Jehovah: “Ny Israelita aza ange tsy nihaino ahy e!+ Koa ahoana moa no hihainoan’i Farao ahy? Izaho aza sahirana rehefa miteny!”*+