FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia tezitra be tamin’i Mosesy i Jehovah, ka niteny hoe: “Ianao angaha moa tsy manana an’i Arona+ Levita rahalahinao? Fantatro fa tena mahay miteny izy. Efa eny an-dalana hitsena anao izy izao, ary ho faly ny fony rehefa mahita anao.+ 15 Koa miresaha aminy ary lazao aminy ny teny rehetra tokony holazaina.+ Dia hampiako ianao sy izy rehefa miteny,+ ary hatoroko anareo izay tokony hataonareo. 16 Izy no hiteny amin’ny vahoaka hisolo vava anao. Ho mpitondra teninao izy, ary ianao kosa ho toy ny hoe Andriamanitra* eo anatrehany.+

  • Eksodosy 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia nolazain’i Arona tamin’izy ireo ny teny rehetra notenenin’i Jehovah tamin’i Mosesy, ary nataony teo imason’ny vahoaka ireo famantarana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara