-
Eksodosy 9:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ny ampitson’iny ihany àry dia nataon’i Jehovah izany, ka maty daholo ny karazana biby fiompy tao Ejipta.+ Ny biby fiompin’ny Israely kosa tsy nisy maty na iray aza.
-
-
Eksodosy 9:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Tany Gosena ihany, tany amin’izay nisy ny Israelita, no tsy nisy havandra.+
-
-
Eksodosy 12:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ny ra no ho famantarana ny trano misy anareo. Ho hitako ny ra ka holalovako fotsiny ianareo, dia tsy handringana anareo ny loza rehefa mamely an’i Ejipta aho.+
-