-
Eksodosy 9:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary tena hataon’i Jehovah miavaka amin’ny biby fiompin’i Ejipta ny biby fiompin’ny Israely, ka tsy hisy ho faty izay an’ny Israelita.”’”+
-
-
Eksodosy 9:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Tany Gosena ihany, tany amin’izay nisy ny Israelita, no tsy nisy havandra.+
-
-
Eksodosy 10:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Koa tsy nifankahita izy ireo, ary tsy nisy niala teo amin’izay nisy azy nandritra ny telo andro. Nisy hazavana kosa tany amin’izay nonenan’ny Israelita rehetra.+
-