FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 16:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Any amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany kosa ianao no tokony hanao an’izany. Amin’ny hariva vao maty masoandro+ ianao no tokony hamono an’ilay biby hatao fanatitra hankalazana ny Paska, amin’ny fotoana voatondro mifanitsy amin’ilay fotoana nivoahanao avy tany Ejipta. 7 Atonoy dia hano+ any amin’ilay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao+ ilay biby hatao sorona. Mahazo mody any amin’ny tranolainao ianao avy eo, rehefa maraina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara