Eksodosy 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Tsy maintsy hohanin’izy ireo amin’io alina io ny henany.+ Tokony hatsatsika eo ambony afo ilay izy, ary hohanina miaraka amin’ny mofo tsy misy lalivay*+ sy anana mangidy.+ 2 Tantara 35:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nandrahoin’izy ireo* teo ambony afo araka ny fanao ny fanatitra atao amin’ny Paska.+ Ny fanatitra efa nohamasinina kosa nandrahoiny tao anaty vilany sy vilanibe ary vilany fisaka. Dia nateriny haingana teny amin’ny vahoaka rehetra izany.
8 “‘Tsy maintsy hohanin’izy ireo amin’io alina io ny henany.+ Tokony hatsatsika eo ambony afo ilay izy, ary hohanina miaraka amin’ny mofo tsy misy lalivay*+ sy anana mangidy.+
13 Ary nandrahoin’izy ireo* teo ambony afo araka ny fanao ny fanatitra atao amin’ny Paska.+ Ny fanatitra efa nohamasinina kosa nandrahoiny tao anaty vilany sy vilanibe ary vilany fisaka. Dia nateriny haingana teny amin’ny vahoaka rehetra izany.