FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Niverina tany amin’i Jetro rafozandahiny+ àry i Mosesy ka niteny hoe: “Mba te hiverina any amin’ireo rahalahiko any Ejipta aho, hahitako raha mbola velona ihany izy ireo na tsia.” Dia hoy i Jetro taminy: “Mandehana àry, dia mirary soa ho anao aho!”*

  • Eksodosy 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary henon’i Jetro, mpisorona tany Midianina sady rafozandahin’i Mosesy,+ ny zava-drehetra nataon’Andriamanitra ho an’i Mosesy sy ny Israely vahoakany, dia ny nitondran’i Jehovah ny Israely nivoaka avy tany Ejipta.+

  • Nomery 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary hoy i Mosesy tamin’i Hobaba zanak’i Regoela*+ Midianita, rafozandahin’i Mosesy: “Handeha izahay ka ho any amin’ilay toerana nolazain’i Jehovah hoe: ‘Homeko anareo io.’+ Andao hiaraka aminay+ fa hokarakarainay tsara ianao, satria i Jehovah efa nampanantena zavatra tsara ho an’ny Israely.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara