6 Ary hoy i Saoly tamin’ny Kenita:+ “Mandehana miala fa aza miaraka amin’ny Amalekita, mba tsy handringanako anareo miaraka aminy.+ Naneho fitiavana sy tsy nivadika tamin’ny vahoakan’Israely rehetra+ mantsy ianareo, tamin’izy ireo niakatra avy tany Ejipta.” Dia niala tao Amaleka ny Kenita.