FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary hoy i Mosesy tamin’i Hobaba zanak’i Regoela*+ Midianita, rafozandahin’i Mosesy: “Handeha izahay ka ho any amin’ilay toerana nolazain’i Jehovah hoe: ‘Homeko anareo io.’+ Andao hiaraka aminay+ fa hokarakarainay tsara ianao, satria i Jehovah efa nampanantena zavatra tsara ho an’ny Israely.”+

  • Nomery 10:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Raha miaraka aminay ianao,+ dia tena homenay amin’izay soa rehetra hataon’i Jehovah aminay.”

  • Nomery 24:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Rehefa nahita ny Kenita+ izy, dia mbola nanao oha-pitenenana indray hoe:

      “Voaro tsara ny tranonao, ary naorina teny amin’ny harambato ny fonenanao.

  • Mpitsara 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Niara-niakatra avy tany amin’ny tanàna be hazo palmie+ ny taranak’ilay Kenita+ rafozandahin’i Mosesy+ sy ny taranak’i Joda. Dia nankany an-tany efitr’i Joda, tany atsimon’i Arada,+ izy ireo ka niara-nipetraka tamin’ny olona tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara