-
Eksodosy 2:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary nanan-janaka fito vavy ilay mpisorona tany Midianina.+ Tonga hantsaka izy ireo, ary hameno ny tavin-drano mba hisotroan’ny andian’ondrin’ny rainy.
-
-
Eksodosy 18:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Koa lasa nankany amin’i Mosesy i Jetro rafozany sy ny vady aman-janak’i Mosesy. Tany amin’ilay tany efitra nilasiany i Mosesy tamin’izay, teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+
-