-
Eksodosy 14:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Koa novonjen’i Jehovah tsy ho azon’ny tanan’ny Ejipsianina ny Israely, tamin’iny andro iny.+ Ary hitan’ny Israely niampatrampatra teny amoron-dranomasina ny fatin’ny Ejipsianina.
-
-
Eksodosy 15:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nanarona azy ireo ny rano manonja be. Nilentika tany amin’ny lalina toy ny vato izy ireo.+
-
-
Salamo 136:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Nakifiny nankao amin’ny Ranomasina Mena i Farao sy ny tafiny,+
Fa be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.
-