29 Ary hoy i Mosesy tamin’i Hobaba zanak’i Regoela+ Midianita, rafozandahin’i Mosesy: “Handeha izahay ka ho any amin’ilay toerana nolazain’i Jehovah hoe: ‘Homeko anareo io.’+ Andao hiaraka aminay+ fa hokarakarainay tsara ianao, satria i Jehovah efa nampanantena zavatra tsara ho an’ny Israely.”+