Deoteronomia 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamadika ny rariny,+ na miangatra,+ na mandray kolikoly. Manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina mantsy ny kolikoly. 2 Tantara 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa matahora an’i Jehovah.+ Tandremo tsara izay ataonareo, fa tsy mba manao ny tsy rariny i Jehovah Andriamanitsika,+ sady tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly.”+
19 Aza mamadika ny rariny,+ na miangatra,+ na mandray kolikoly. Manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina mantsy ny kolikoly.
7 Koa matahora an’i Jehovah.+ Tandremo tsara izay ataonareo, fa tsy mba manao ny tsy rariny i Jehovah Andriamanitsika,+ sady tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly.”+