-
Eksodosy 39:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 ny fefy lamban’ny tokotany, ny andry sy ny faladiany hitsatohany,+ ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana* mankao amin’ny tokotany, ny tady fanenjanan-day sy ny fantsika be fanenjanan-day+ ary ny fitaovana rehetra hampiasaina amin’ny fanompoana ao amin’ny tranolay masina, izany hoe ny tranolay fihaonana;
-