- 
	                        
            
            Eksodosy 38:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
20 Varahina daholo ny fantsika be fanenjanan-day ho an’ny tranolay sy ho an’ny tokotany manodidina.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Nomery 3:36, 37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
36 Ny taranak’i Merary no niandraikitra sy nanara-maso ny rafitry+ ny tranolay, ny barany,+ ny andry,+ ny faladia itsatohany, ny fitaovany rehetra,+ ary izay rehetra ampiasaina amin’ny fanompoana mifandray amin’ireny.+ 37 Andraikiny koa ny andry manodidina ny tokotany, ny faladia itsatohany,+ ny fantsika be fanenjanan-day, ary ny tady fanenjanan-day.
 
 -