FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 39:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Farany, dia nataon’izy ireo tamin’ny volamena tsy misy fangarony ilay takelaka mamirapiratra, dia ilay famantarana masina hoe voatokana izy.* Nasiany soratra teo amin’ilay izy hoe: “An’i Jehovah ny fahamasinana.”+ Nataony sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany. 31 Nasian’izy ireo kofehy manga tamin’ilay izy mba hametahana azy teo amin’ilay satroka lamba, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.

  • Levitikosy 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia napetrany teo amin’ny lohan’i Arona ny satroka lamba,*+ ary nataony teo anoloana tamin’ilay satroka ny takela-bolamena mamirapiratra, izany hoe ilay famantarana masina hoe voatokana izy,*+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.

  • 1 Tantara 16:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Omeo voninahitra i Jehovah fa mendrika an’izany ny anarany.+

      Mitondrà fanomezana ho azy ka midira mankeo anatrehany.+

      Manaova fitafiana masina dia miankohofa eo anatrehan’i* Jehovah.*+

  • Salamo 93:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tena azo atokisana ny fampahatsiahivanao.+

      Mandravaka* foana ny tranonao ny fahamasinana,+ Jehovah ô!

  • 1 Petera 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara