20 “Izao no fanatitra hatolotr’i Arona sy ny zanany lahy ho an’i Jehovah amin’ny andro anosorana an’i Arona ho mpisorona:+ Lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha,+ ho fanatitra varimbazaha+ atolotra tsy tapaka, ka ny antsasany amin’ny maraina ary ny antsasany amin’ny hariva.