Eksodosy 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Namboariny koa ny menaka masina fanosorana+ sy ny emboka manitra tsy misy fangarony,+ dia samy nafangarony tsara ireo.* 1 Mpanjaka 1:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Nalain’i Zadoka mpisorona avy tao amin’ny tranolay+ ny tandroka nisy menaka,+ ka nohosorany ho mpanjaka i Solomona.+ Dia notsofina ny anjombona, ary niara-niredona ny olona rehetra hoe: “Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!” Salamo 89:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nahita an’i Davida mpanompoko+ aho,Ka nohosorako+ menaka masina izy.
29 Namboariny koa ny menaka masina fanosorana+ sy ny emboka manitra tsy misy fangarony,+ dia samy nafangarony tsara ireo.*
39 Nalain’i Zadoka mpisorona avy tao amin’ny tranolay+ ny tandroka nisy menaka,+ ka nohosorany ho mpanjaka i Solomona.+ Dia notsofina ny anjombona, ary niara-niredona ny olona rehetra hoe: “Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!”