FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 35:30-34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia hoy i Mosesy tamin’ny Israelita: “Efa nofidin’i Jehovah i Bezalila zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda.+ 31 Nofenoin’Andriamanitra ny fanahiny izy, ka nomeny fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahaizana asa tanana isan-karazany. 32 Amin’izay izy afaka manao zava-kanto, manefy volamena sy volafotsy ary varahina, 33 manefy vatosoa hatao ao anaty tranotranony, ary manao taozavatra kanto isan-karazany vita amin’ny hazo. 34 Ary efa nataony tao am-pon’i Bezalila ny fahaiza-mampianatra. Dia hampianatra izy sy Oholiaba+ zanak’i Ahisamaka, avy amin’ny fokon’i Dana.

  • 1 Tantara 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 I Hora niteraka an’i Ory, ary Ory niteraka an’i Bezalila.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara