FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 37:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy. Notefeny tamin’ny marotoa ilay izy. Vaingam-bolamena iray tsy nosaratsarahina no notefeny hanaovana ny tongony, ny vatany, ny voninkazony, ny bokony, ary ny felany.+

  • Eksodosy 37:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Volamena tsy misy fangarony milanja iray talenta* no nanaovany an’ilay fitoeran-jiro sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara