FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Josoa+ zanak’i Nona, mpanompon’i Mosesy efa hatramin’izy mbola tanora: “Ry Mosesy tompoko ô, sakano ry zareo!”+

  • Deoteronomia 1:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 fa i Josoa zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao,+ no hiditra any.’+ Ampaherezo* izy,+ fa izy no hitarika ny Israely handova an’ilay tany.”

  • Josoa 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Rehefa maty i Mosesy mpanompon’i Jehovah, dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa*+ zanak’i Nona sady mpanompon’i Mosesy:+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara