FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ahy ny famaliana ary izaho no hamaly+

      Amin’ny fotoana voatondro, rehefa mibolisatra ny tongony.+

      Efa akaiky mantsy ny andro hahitany loza,

      Ary ho tonga haingana ny zavatra efa miandry azy.’

  • Josoa 24:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: “Tsy ho vitanareo ny hanompo an’i Jehovah, fa Andriamanitra masina izy+ sady mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Tsy hamela ny helokareo* sy ny fahotanareo izy.+

  • Romanina 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mafy loha anefa ianao ary tsy mety mibebaka ny fonao, ka hoatran’ny hoe manangona ny fahatezeran’Andriamanitra ho anao amin’ilay andro hanamparany ny hatezerany sy hitsarany araka ny rariny ianao.+

  • 2 Petera 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Joda 14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara