16 Ahoana moa no hahafantarana fa mahazo sitraka aminao izaho sy ny vahoakanao? Tsy rehefa mandeha miaraka aminay ve ianao?+ Amin’izay dia hiavaka amin’ny firenena hafa rehetra etỳ ambonin’ny tany izaho sy ny vahoakanao.”+
21 Izy no tokony hoderainao.+ Izy no Andriamanitrao, ilay nanao an’ireny zavatra miavaka sy mahagaga rehetra ireny ho anao, dia ireny efa hitan’ny masonao ireny.+