Eksodosy 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Hamasino* ho ahy ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita. Ahy ny lahy teraka voalohany, na olona izany na biby.”+ Lioka 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 araka ny voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah* hoe: “Ho masina ho an’i Jehovah* ny lahimatoa rehetra.”+
2 “Hamasino* ho ahy ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita. Ahy ny lahy teraka voalohany, na olona izany na biby.”+
23 araka ny voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah* hoe: “Ho masina ho an’i Jehovah* ny lahimatoa rehetra.”+