22 Rehefa tonga ny fotoana fidiovana araka ny Lalàn’i Mosesy,+ dia nentin’i Josefa sy Maria niakatra tany Jerosalema izy mba hatolotra ho an’i Jehovah, 23 araka ny voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah hoe: “Ho masina ho an’i Jehovah ny lahimatoa rehetra.”+