FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Hamasino* ho ahy ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita. Ahy ny lahy teraka voalohany, na olona izany na biby.”+

  • Eksodosy 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 dia atokàny ho an’i Jehovah ny lahimatoa rehetra sy ny lahy voalohan-teraka rehetra amin’ireo biby fiompy hanananao. An’i Jehovah ny lahy rehetra.+

  • Eksodosy 22:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Aza misalasala manao fanatitra avy amin’ny vokatra be dia be azonao sy izay mihoatra avy amin’ny famiazanao.*+ Tokony homenao ho ahy ny zanakao lahimatoa.+

  • Nomery 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 fa ahy ny lahimatoa rehetra.+ Tamin’ilay andro namonoako ny lahimatoa rehetra tany Ejipta,+ dia nohamasiniko ho ahy izay lahy teraka voalohany rehetra teo amin’ny Israely, na olona na biby.+ Dia ho ahy ireny. Izaho no Jehovah.”

  • Nomery 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara