Eksodosy 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Hamasino* ho ahy ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita. Ahy ny lahy teraka voalohany, na olona izany na biby.”+ Eksodosy 34:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Ahy ny lahy rehetra teraka voalohany,+ anisan’izany ny lahy voalohan-teraky ny biby fiompinao, na omby izany na ondry.+ Nomery 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Ho anao daholo koa ny voalohan-teraka amin’ny zavamananaina* rehetra+ hatolony ho an’i Jehovah, na olona izany na biby. Tsy maintsy havotanao anefa ny voalohan-teraky ny olona,+ ary havotanao koa ny voalohan-teraky ny biby maloto.+ Lioka 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 araka ny voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah* hoe: “Ho masina ho an’i Jehovah* ny lahimatoa rehetra.”+
2 “Hamasino* ho ahy ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita. Ahy ny lahy teraka voalohany, na olona izany na biby.”+
19 “Ahy ny lahy rehetra teraka voalohany,+ anisan’izany ny lahy voalohan-teraky ny biby fiompinao, na omby izany na ondry.+
15 “Ho anao daholo koa ny voalohan-teraka amin’ny zavamananaina* rehetra+ hatolony ho an’i Jehovah, na olona izany na biby. Tsy maintsy havotanao anefa ny voalohan-teraky ny olona,+ ary havotanao koa ny voalohan-teraky ny biby maloto.+
23 araka ny voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah* hoe: “Ho masina ho an’i Jehovah* ny lahimatoa rehetra.”+