3 “‘Raha ny mpisorona voahosotra+ no manota+ ka lasa meloka ny vahoaka, dia hanolotra vantotr’ombilahy tsy misy kilema ho an’i Jehovah izy ho fanatitra noho ny ota, noho ilay fahotana nataony.+
12 ny ambiny rehetra amin’ilay omby—dia hasainy entina any ivelan’ny toby, eo amin’ny toerana madio fanariana ny lavenona.* Ary hodorany eo ambonin’ny kitay izany.+ Eo amin’izay anariana ny lavenona no handoroana azy.