FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 11:21-24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Ireto ihany no azonareo hanina amin’ny bibikely manana elatra sady mifanaretsaka, ary mandeha tongotra efatra: Ireo manana fe itsambikinana eo amin’ny tany. 22 Amin’ireny dia ireto no azonareo hanina: Ny karazana valala rehetra mpifindra monina, ny valala mpitsambikina, ny valala hafa fihinana,+ ary ny angelinkary. 23 Zava-maharikoriko aminareo ny bibikely hafa rehetra manana elatra sady mifanaretsaka, ary manan-tongotra efatra. 24 Hahatonga anareo haloto ireny. Haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatin’ireny.+

  • Deoteronomia 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy azonareo hanina kosa ireto biby ireto, satria mandinika na mivaky kitro fotsiny: Ny rameva sy ny bitrodia ary ny bitrom-bato, satria mandinika ireny, saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo ireny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara