FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 14:46, 47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Izay miditra ao amin’ilay trano mandritra ny fotoana ikatonany tanteraka,+ dia haloto mandra-paharivan’ny andro.+ 47 Ary hanasa ny akanjony izay olona matory ao amin’ilay trano, ary hanasa ny akanjony koa izay misakafo ao.

  • Levitikosy 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha mandrora amin’ny olona madio ilay olona misy tsiranoka mivoaka, dia hanasa ny akanjony ilay olona madio ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.

  • Levitikosy 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha misy olona mihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia,+ na teratany izy na vahiny, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo.

  • Levitikosy 22:4-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy mahazo mihinana amin’ny zava-masina izay lehilahy taranak’i Arona, mandra-pahadiony,+ raha ohatra izy ka boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany,+ na mikasika olona voaloton’ny faty,+ na mivoaka tsirinaina,+ 5 na mikasika biby maloto mifanaretsaka,+ na mikasika olona maloto, na inona na inona nandoto azy, ka mety hahatonga an’ilay lehilahy haloto.+ 6 Haloto mandra-paharivan’ny andro izay olona mikasika ny iray amin’ireo, ka tsy mahazo mihinana amin’ny zava-masina raha tsy efa nandro tamin’ny rano.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara