-
Levitikosy 11:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Hahatonga anareo haloto ireny. Haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatin’ireny.+
-
-
Levitikosy 11:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Aza avela hahatonga anareo haharikoriko eo anatrehako ireny biby mifanaretsaka ireny. Ary aza mandoto tena amin’ireny, ka ho lasa maloto.+
-