-
1 Samoela 14:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Koa nisy niteny tamin’i Saoly hoe: “Manota amin’i Jehovah ny olona, fa mihinana hena miaraka amin’ny rany.”+ Dia hoy i Saoly: “Efa nivadika ianareo. Manakodiava vato lehibe manketỳ amiko izao dia izao.”
-