-
Levitikosy 14:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoharatany daholo ny volo eo amin’ny lohany sy ny saokany ary ny volomaso eo ambony masony, amin’ny andro fahafito. Rehefa avy noharatany daholo ny volo amin’ny tenany, dia hanasa ny akanjony izy sady handro amin’ny rano, ka hadio.
-