Levitikosy 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Andro Fandrakofam-pahotana+ kosa ny andro fahafolon’io volana fahafito io. Hanao fivoriambe masina ianareo, ary hampijaly tena*+ sy hanolotra fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.
27 “Andro Fandrakofam-pahotana+ kosa ny andro fahafolon’io volana fahafito io. Hanao fivoriambe masina ianareo, ary hampijaly tena*+ sy hanolotra fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.