FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary hofafazany amin’ilay ra impito ilay olona manadio ny tenany ho afaka amin’ny habokany. Dia hambarany hoe madio izy. Avy eo, dia halefany hanidina any an-tsaha ilay vorona velona.+

  • Levitikosy 14:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Dia halefan’ny mpisorona any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna, ilay vorona velona. Ary handrakotra ny fahotan’ilay trano izy, ka hadio izany.

  • Levitikosy 16:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hametraka ny tanany roa eo amin’ny lohan’ilay osilahy velona i Arona, sady hiaiky ny fahadisoana rehetra sy ny fandikan-dalàna rehetra ary ny fahotana rehetra nataon’ny Israelita. Dia hataony eo amin’ny lohan’ilay osilahy izany rehetra izany.+ Ary halefany any an-tany efitra ilay osilahy, ka lehilahy iray efa voatendry* no hitarika azy io. 22 Ary hoentin’ilay osilahy ho any amin’ny tany karakaina+ ny fahadisoana rehetra+ nataon’ny Israelita. Dia halefa any an-tany efitra+ ilay osilahy.

  • Isaia 53:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Nitondra ny aretinay tokoa izy,+

      Ary nizaka ny fanaintainanay.+

      Nihevitra anefa izahay hoe voaozona izy, ka nokapohin’Andriamanitra sy nampijalina.

  • Romanina 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara