Eksodosy 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo azy ireny, ary aza manahaka ny fanaony.+ Tsy maintsy hopotehinao kosa ny sampiny ary hotorotoroinao ny tsangambatony masina.+ Levitikosy 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Aza manaraka ny fanaon’ireo firenena izay roahiko tsy ho eo anatrehanareo.+ Nanao an’izany rehetra izany mantsy izy ireo, ka halako.+
24 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo azy ireny, ary aza manahaka ny fanaony.+ Tsy maintsy hopotehinao kosa ny sampiny ary hotorotoroinao ny tsangambatony masina.+
23 Aza manaraka ny fanaon’ireo firenena izay roahiko tsy ho eo anatrehanareo.+ Nanao an’izany rehetra izany mantsy izy ireo, ka halako.+