FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy misy aminareo tokony hanambaka ny namany,+ ary matahora an’Andriamanitrareo,+ satria izaho no Jehovah Andriamanitrareo.+

  • Nehemia 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izay governora talohako anefa nampitondra enta-mavesatra ny vahoaka, ka nitaky volafotsy 40 sekely* taminy isan’andro, ho vidin’ny sakafo sy ny divay. Nampijaly ny vahoaka koa ny mpanompon’izy ireo. Tsy mba nanao an’izany anefa aho+ satria natahotra an’Andriamanitra.+

  • Ohabolana 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ny fahatahorana* an’i Jehovah no fiandohan’ny fahalalana.+

      Ny tsisy saina ihany no manao tsinontsinona ny fahendrena sy ny anatra.*+

  • Ohabolana 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+

      Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+

  • 1 Petera 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara