- 
	                        
            
            Deoteronomia 25:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
13 “Aza mitondra vatomizana roa samy hafa ao anaty kitaponao,+ izany hoe ny iray lehibe ary ny iray kely.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Deoteronomia 25:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
15 Tokony ho vatomizana marina sy tsy mandainga foana no ampiasainao, ary famarana marina sy tsy mandainga. Amin’izay dia ho ela velona ianao, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
 
 -