-
Eksodosy 26:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 “Manaova ridao+ amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara. Dia horavahana sarina kerobima atao peta-kofehy ilay ridao.
-